Notre offre

RTA MOBILE mitsinjo ny tanora sady manome tombotsoa maro be !
Tadidio fa maimaimpoana ny fil info RTA, eran’ny Madagasikara !
Sombim-baovao maimaipoana @ alalan’ny sms !
Friends 3 (tambazotra airtel), tsy misafidy ora rehefa miantso namana !
Internet mobile amin’ny alalan’ny finday !
Fomba ahafahanao miditra @ tolotra RTA MOBILE (laharana 033 ihany) :
- alefaso any @108 ny hoe « rta »
- na : tsindrio ny *121#, dia fidio ny 2, dia ny 4, ary ny 4 « RTA MOBILE »
Hamarino tsara ny toe-bolanao ahafahanao manatontosa ny fifindrana @ tolotra RTA MOBILE : 510 ar ny sarany, indray mandeha ihany. Mampiditra Friends *121#
RTA MOBILE tolotra miaraka amin’ny airtel







